|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 anina |
| Fototeny | 2 any |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Betsimisaraka] atao
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be prepared, as yarn for the loom.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 que l'on ourdit
[1.3#48] |
| Teny iditra (2/4) | 11 anina |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 enti-milaza fiatoana, fijanonana fa afa-po; fitsaharana tsy mandroso intsony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 See onona, tony
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 halte, arrêt, cessation, repos, action de se contenter de
[1.3] |
| Teny iditra (3/4) | 24 an~ina |
| Sokajin-teny | 25 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
26 Teny misy io tsirinteny io |
| Teny iditra (4/4) | 27 añina |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 [Antemoro+Bezanozano+Sihanaka] rivotra
[1.78] 30 [Betsimisaraka] rivotra malemy [1.78] 31 Rivotra mitsoka amin' ny faritra amoron-dranomasina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 [Provincial] breeze, wind. [Mal. angin.]
[1.2] |
| Voambolana | 33 Haitoetrandro |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fikambanana | 56 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe anina |
| Fivaditsoratra | 57 Ananì, 58 anany, Anany, añany, an~ina, anina, añina, 59 inana, 60 Naina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/11/06 |
|