|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  avotra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Betsimisaraka+Tanala] fanongotana [1.78]
20 Famonjena
21 Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza
22 Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 ransom, redemption [1.2]
24 price; means of effecting a ransom [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  25 rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8]
26 achat d'esclaves, prix, secours [1.3]
Ohatra  27  avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [2.472#118]
Fikambanana  28  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how avotra

Teny iditra (2/2) 29  avotra
Sokajin-teny  30  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  33 Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34 See ombotra, ongotra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  35 arrachement, extirpation [1.3]

Fivaditsoratra  avotra, 36 ovatra, 37 voatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19