|
|
|
|

Entrée1  vitsy
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1]
Explications en anglais  4  Few [1.7]
Explications en français  5  Peu nombreux, rare [1.8]
Exemples  6  Be noho vitsy isika eto [2.895#116]
7  dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207]
8  Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Dérivés 
11  Verbes actif :
12  Verbes passif :
13  Verbes relatif :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Analogues  16  Kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin' ny rantsan-tanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot vitsy

Mis à jour le 2023/06/12