Entrée | tanalahinala | |
Mots élémentaires | tanalahy ; ala | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1] | |
Exemples | Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala.
[2.529] | |
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |
Mis à jour le 2023/07/24 |