| Entrée (1/4) | 1 O o
![]() |
| Partie du discours | 2 nom (symbole) |
| Explications en malgache |
3 Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy. Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô! [1.1] |
| Explications en anglais |
4 the fourteenth letter of the Malagasy alphabet. In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables. In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English. [1.2] |
| Explications en français |
5 Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache [1.3] |
| Analogues | 6 abidy |
| Citations | 7 Textes citant ce mot |
| Tableaux et planches |
8 Les alphabets |
| Article | 9 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Illustrations |
|
| Entrée (2/4) | 10 ô |
| Partie du discours | 11 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
12 Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô [1.1] |
| Explications en anglais |
13 used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto! [1.7] |
| Explications en français |
14 (vocative) [1.8] |
| Exemples |
15 Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika
[2.48]
|
| Entrée (3/4) | 16 -o |
| Partie du discours | 17 pronom [Liste complète] |
| Analogues | 18 ko |
| Tableaux et planches |
19 Tous les pronoms |
| Entrée (4/4) | 20 O
![]() |
| Partie du discours | 21 nom (symbole) |
| Explications en malgache |
22 Ôksizenina. Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] |
| Explications en anglais |
23 Oxygen. [3.1] |
| Explications en français |
24 Oxygène. [3.1] |
| Vocabulaire | 25 Chimie |
| Tableaux et planches |
26 Table périodique |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|