Entrée | lohatraoka | |
Mots élémentaires | loha ; traoka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka [1.1] | |
Faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe [1.13] | ||
Explications en français | Larynx [1.13] | |
Vocabulaire | Biologie | |
Mis à jour le 2023/08/18 |