|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  traoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Taova lavalava idiran' ny rivotra any amin' ny havokavoka, ka mizara roa: ny lohatraoka ary ny traokabe. [1.1]
4 taova mitondra ny rivotra ao amin'ny havokavoka. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 bronche. [1.13]
Ohatra  6  Ny braonsita dia otrikaretina mahazo ny traoka na ireo fantsona mitondra ny rivotra mankao amin' ny avokavoka. [2.424#]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  8  Haiaina
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10  traoka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 fangaro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  13 mélange. [1.13]
Voambolana  14  Simia

Fivaditsoratra  15 akotra, 16 atroka, 17 katrao, 18 katroa, 19 okatra, 20 rotaka, 21 takaro, 22 taroka, 23 toraka, 24 traoka, 25 troaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09