Entrée | konfesy | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | Confession to a priest [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Confession [1.3] | ||||||||||||
Confesse, la confesse [1.8] | |||||||||||||
Vocabulaire | Religions, Croyances | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Origine | Français: confesse. | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |