|
|
|
|

Teny iditra1  izahay
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4 Malagasy izahay fa ianareo vazaha.
5 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny:
6 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2]
8 we (excluding those addressed) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
10 nous (exclusif) [1.5, 1.8]
Mpanahaka  11  ay, 12  anay, 13  nay
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08