Entrée |
haolo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina)
[1.1]
|
Explications en anglais | Wild, untamed, applied chiefly to wild cattle Easily soared, as birds frequently shot at [1.2]
|
| Wild [1.7]
|
Explications en français | Sauvage [1.8]
|
Synonymes | |
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
haolo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1]
|
Vocabulaire |
Origine | Anglais: awl.
|
|