Entrée haolohaolo (haolo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo
Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1]
Dérivés 
Synonymes haolo

Mis à jour le 2020/07/31