Entrée | UNESCO | |
Partie du discours | nom (acronyme) | |
Explications en malgache | Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao: United Nations Educational Scientific and Cultural Organization, izay midika amin'ny teny malagasy hoe: Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289] | |
Vocabulaire | Organisations | |
Analogues | Acronymes | |
Mis à jour le 2020/07/31 |