Entrée triotrio
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanala] Anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [1.78]
 Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1]
Explications en français Bergeronnette [1.54]
Exemples hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina. [2.445]
Vocabulaire 
Titres Triotrio

Entrée Triotrio
Mots élémentaires triotrio
Partie du discours nom propre (titre de livre)
Sous-titre Boky famakian-teny (taona fahadimy)
Auteur Razafintsalama-Rabenjamina Lucie
Editions 1979. Pages: 221. Antananarivo.
Description Elementary school book (5th year).
Tableaux et planches Tous les titres
Texte 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/16