Entrée | sisa | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1] | |||||||||||||||
Explications en anglais | A remnant, a residue [1.7] | |||||||||||||||
Explications en français | Reste, restant [1.8] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Mots composés |
| |||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot sisa | |||||||||||||||
Entrée | Sisa | |||||||||||||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||||||||||||||
Explications en anglais | Kish [2.996] | |||||||||||||||
Explications en français | Qish [2.996] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||||||||||||||
Synonymes | Kisy | |||||||||||||||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Sisa | |||||||||||||||
Entrée | Sisà | |||||||||||||||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||||||||||||||
Explications en anglais | Shisha [2.996] | |||||||||||||||
Explications en français | Shisha [2.996] | |||||||||||||||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||||||||||||||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Sisà | |||||||||||||||
Anagrammes | sasy, sisa |
Mis à jour le 2023/06/17 |