|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangatsiaka (hatsiaka)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina [1.1]
4  Tsy mafana, antara: Mangatsiaka ny kafe [1.1]
5  Tsy misy hafanana, tsy mirehidrehitra: Nangatsiaka ny fifandraisanay tao ho ao izay [1.1]
6  Mahatsiaro hatsiaka: Mangatsiaka aho fa rakofy bodofotsy [1.1]
7  Matimaty, matoritory: Mangatsiaka ny fivavahana amin' itý faritany itý [1.1]
Explications en anglais  8  Cold [1.2, 1.7]
9  Chilly, frigid. [1.2]
Explications en français  10  Froid [1.8]
Exemples  11  Vary mangatsiaka sisa nihinanantsika omaly izao no nohaninay, dia lasa izahay, fa tsy nitoetra akory. [2.324]
12  Tsy ela kosa dia nentin-dRasoa avy any, amin' ny zinga lava taho, ny rano mangatsiaka mangalahala. [2.470]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
Analogues  16  Mamirifiry, antaravelona, havandra latsaka17  Manara, ngoly, jihitra, marikoditra, mitsangam-bolo, mangintsy, mangintsingintsina, mangintsina, mifihifihy, mivihivihy, sarotin-katsiaka, saro-nara, manaran-defona
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot mangatsiaka

Entrée (2/2)22  Mangatsiaka
Partie du discours  23  nom propre (toponyme)
Vocabulaire  24  Géographie: rivières, lacs
Explications en français  25  Petite rivière de la préfecture de Fort-Dauphin qui se jette dans le lac Anony [1.11]
Mots élémentaires  26  mangatsiaka
Tableaux et planches  27  Liste complète

Mis à jour le 2024/08/29