Entrée c
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [3.1] Tarehintsoratra ary renisoratra tsy hita amin'ny abidy malagasy, fa hita amin'ny abidy anglisy, frantsay, sns.
Analogues  abidỳ ~ Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Tableaux et planches Les alphabets
Illustrations 

Entrée C
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 100
Vocabulaire 
Tableaux et planches Les nombres

Entrée c
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [3.1] ilazana ny halakim-pandehan'ny hazavana ao amin'ny habaka ny c amin'ny marika ifanekena fisika: c dia mira aminy 299.792,5 kilômetatra isan-tsegondra (300.000 noboriborina).
Vocabulaire 

Entrée C
Partie du discours nom (symbole)
Explications en malgache  [3.1] dionariña na karbônina. Singa mivaingana, fahenina amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  [3.1] carbon
Explications en français  [3.1] carbone
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/08/14