|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zoron' akoho |
| Singan-teny | 2 zoro, 3 akoho |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ny zoron-trano atsimo-atsinanana izay nitoeran'ny akoho amam-borona nompiana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 l'angle sud-est des maisons où l'on place les volailles et autres animaux
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|