|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  zera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fandabohana, fandavoana, fanaovana izay hahapotraka [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2) 22  Zera
Sokajin-teny  23  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  24 Zera [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  25 Zerah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26 Zérah [2.996]
Ohatra  27  Zokin' i zera Fareza, ka atao voalohany ny anarany ao amin' ny tetiarampirazanana; [1.38#281]
28  Ny mpanjaka nandimby azy dia Osrhon I (« zera » ao amin' ny Baiboly). [1.38#34]
Voambolana  29  Soratra Masina
Tovy hevitra  30 zara
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  31 Toko sy andininy momba Zera
Lahatsoratra  32 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zera

Fivaditsoratra  33 Ezra, 34 Rezà, reza, 35 Zare, ~zare~, zera, Zera

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/24