|
|
|
|

Teny iditra1  zaza indray mihira
Singan-teny  2 zaza, 3 indray, 4 mihira
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 olona mitovitovy taona niara-nilalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 children of about the same age; contemporaries [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 contemporains ayant joué ensemble comme des enfants [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11