|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zaza ampy mihira |
| Singan-teny | 2 zaza, 3 ampy, 4 mihira |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 (ny hevitry ny mihira eto dia milalao) : ny zaza roa voalohany izay hateraky ny zazavavy avoaka hampakarina, ka iadian' ny ray aman-dreniny varotra ho azy;
7 koa amin' ny kabarim-panambadiana dia tafiditra ao amin' ny tenin' ny mpamoaka ny hoe : 8 "Ary ny zaza ampy mihira dia anay" [1.10#A.496] 9 zaza efa voafandriky ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the first two children of a daughter claimed by her father as his own, and who are not to be considered the children of her husband
[1.2#799] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 se dit des enfants réservés par les parents de l'épouse future mère
[1.3#33] |
| Ohatra |
12 Koa raha avy izay anomezan’ Andriamanitra azy zaza, raha sitrapony, ny zaza ampy mihira, tompoko, dia anay, arak’ izay nentin-drazana, ka tsy maintsy lazaina aminareo
[2.346#36]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|