|
|
|
|

Entrée1  zaza natsangana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  zaza, atsangana
Explications en malgache  4  [1.1] zaza nosoratana tamin' ny fanjakana na "natsangana" teo anatrehan' ny fokonolona fahiny ka nolazaina fa hatao toy ny zanaka nateraka mihitsy, tezaina ary mahazo mandova ny fananana

Mis à jour le 2025/07/29