|
|
|
|

Teny iditra1  zavatsoa
Singan-teny  2 zavatra, 3 soa
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  zavatsoa tokoa ny fandrosoana [2.332#77]
6  Aoka ny firavakareo tsy ho zavatsoa ivelany fotsiny, toy ny randram-bolo kanto, na ny firava-bolamena amana didy akanjo ara-pomba [2.996#67.3.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29