| Entrée | 1 zarazara hoditra |
| Mots élémentaires | 2 zarazara, 3 hoditra |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa [1.1] |
| Explications en anglais |
6 light brown-skinned [1.7] |
| Explications en français |
7 qui a la peau brun clair [1.8] |
| Exemples |
8 Ny endriny dia mavo zarazara hoditra-tso-bolo.
[1.436#]
9 bikana, ranjanana, tomady, sady zarazara hoditra. [2.285#] 10 Maro karazana ny volonkodiny : ny fotsy, ny mena, ny zarazara hoditra, ny mainty. [2.332#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|