| Entrée | 1 zandry |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a younger brother or sister; a junior [1.7] |
| Explications en français |
5 cadet [1.54] 6 cadet, cadette [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 9 6 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 10 Rapports: famille |
| Analogues | 11 zoky |
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 13 Textes citant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|