|
|
|
|

Teny iditra1  zanadrano
Singan-teny  2 zanaka, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 sampan'ny renirano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 affluent [1.13]
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  8 sakelidrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12