Entrée vovonana iadian' ny lohany
Mots élémentaires vovonana ; iadiana ; loha
Partie du discours locution
Explications en malgache Ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1]

Mis à jour le 2023/07/30