| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 vovonana | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Rafi-kazo mandry eo an-tampon' ny trano, izay ipetrahan' ireo lohatrano amin' ny an-daniny roa. [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
4 a ridgepole, a ridge covering [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 faîtage, faîtière [1.8] | 
| Ohatra | 
6 Hanarona trano vaky tafo vovonana hianao;
[2.346#18] 
 | 
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 7 amin' io teny io | 
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io | 
| Teny iditra (2/2) | 9 vovonana | 
| Sokajin-teny | 10 anarana | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
11 (de vovonana : poutre faîtière ; allusion au principal usage du bois). Réf. Boiteau 2107. Euphorbiacée : arbre à petits fruits rouges à maturité, très appréciés des Lémuriens et des enfants. [Bara]
 [1.196] | 
| Voambolana | 12 Haizavamaniry | 
| Fivaditsoratra | 13 vañovona, 14 vovonana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |