| Entrée | 1 vovoka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1] |
| Explications en anglais |
4 dust [1.7] |
| Explications en français |
5 poussière [1.8] 6 poussière, poudre [1.13] |
| Exemples |
7 Ato no irarahany ho vovoka!
[2.499]
8 Fa ny aina dia nindramina, ka ho vovoka ny tena! [1.272] 9 Jereo ireto vovoka vonivony amin' ny feko ireto. [2.332] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 21 13 combinaisons de ce mot |
| Analogues | 22 jofo |
| Proverbes | 23 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|