|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vovohina |
| Fototeny | 2 vovoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rakotry ny vovoka: Novovohiny aho ka niala.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 8 vovohina |
| Fototeny | 9 vovoka |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Lanim-positra, voaloadoakan' ny bibikely ka mihintsana ho vovoka: Hazo vovohina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 dusty from rot (esp. of. wood).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 pourri et poussiéreux (se dit surtout du bois).
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 14 vonahivo, 15 vovohina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|