|
|
|
|

Teny iditra1  vontom-pahavaratra
Singan-teny  2 vontona, 3 faha~, 4 varatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ny afovoany na antenatenan' ny fahavaratra fotoana mahabe orana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11