Entrée vontona
Partie du discours nom
Explications en malgache Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady. [1.1]
Exemples 
1vonton' Alahamady ny vintsy [2.69]
2ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
3Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895]
Morphologie 
Simple : vontona, vontony, vonton', vonton-, vonton-
Dérivés 
Mots composés 

Entrée vontona
Partie du discours nom
Explications en français  [Sakalava] (de vonto : enflé, gonflé). Adansonia digitata L. (Malvaceae) [1.196]
Nom scientifique Adansonia digitata
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/17