|
|
|
|

Teny iditra1  vonjy taitra
Singan-teny  2 vonjy, 3 taitra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 famonjena haingana atao amin' izay asian' ny fahavalo na tratran' ny voina tampoka; fitondrana famonjena noho ny zava-niseho: jiolahy, hain-trano.... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12