| Entrée | 1 vonjivonjena |
| Radical | 2 vonjivonjy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en anglais |
4 to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry [1.7] |
| Explications en français |
5 qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence [1.8] |
| Exemples |
6 vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina
[2.472#]
7 Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|