|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vongovongo
Fototeny  2 vongo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitobiana mitontohitra, fiavosana mifanongòa, fibokitra.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 tas, élévation, agglomération, vagues, morceaux, réunion. [1.3#855]
6 qu'on met en petits tas. [1.196]
Ohatra  7  Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany. [2.508#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  20 vongo

Teny iditra (2/3)21  vongovongo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (sens général : qu'on met en petits tas ; cette plante était vendue en bottes qu'on faisait brûler pour en recueillir les cendres). Cyathula cylindrica Moq. (Amaranthaceae). Les cendres étaient utilisées pour obtenir un sel de potasse (emplois en cuisine, pour la fabrication du savon malgache, en teinturerie, etc.).. [Merina, Bezanozano] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)25  Vongovongo
Sokajin-teny  26  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  27  Maty tamin'izany ny Mpanjaka Toera sy ny Mpitari-tafika roa lahy, Mahatanty sy Vongovongo ary Mpifehy ambony maro teo amin'ny fanjakany [2.508#125]
Voambolana  28  Tantara: olona

Fivaditsoratra  29 vongovongo, Vongovongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09