|
|
|
|

Teny iditra1  vololon-dravina
Singan-teny  2 vololona, 3 ravina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny ravina mitsimoka sy vao mipoitra amin' ny akondro.
6 enti-milaza ny endrika malandilandy sy malemilemy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Bourgeon terminal du Bananier.
8 jeunes pousses comestibles de la canne à sucre, de certains maïs, etc.. [1.196]
Ohatra  9  Atsy andrefana atsy re lahy hoy izy misy vololondravina roa mifanintona mifalia mahaiza miforitra ry zandry fa raha manantiana manova fa aza ny havana no asian-dratsy [2.131#302]
Voambolana  10  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12