Entrée | 1 volatsivaky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 vola nomena ny mpanjaka ho fankatoavana ny maha-Andriana azy [2.436#59] |
Exemples |
4 Dia nanasin'Andriana amy ny volatsivaky Ratsimamanga 15 Vtra
[2.59#252]
5 Indro ny volatsivaky hahamasina anao eto amin' ny tany sy ny fanjakana [2.528#154] |
Anagrammes | 6 volatsivaky, 7 vola tsy vaky |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |