Entrée voatohintohina (tohintohina (tohina))
Partie du discours participe passé
Exemples 
1mira zotra amin' izany, dia voatohintohina fatratra ny fahalalahana fototra [4.27]
2mpikarakara biby fatratra Rainitoandro ka tsy tiany ho voatohintohina mihitsy ny fahasalamany [2.470]
Morphologie 
Passé : voatohintohina, voatohintohiko, voatohintohinao, voatohintohiny, voatohintohintsika, voatohintohinay, voatohintohinareo, voatohintohin', voatohintohin-, voatohintohim-, voatohintohi-

Mis à jour le 2023/03/29