| Entrée | 1 voasasa | 
| Radical | 2 sasa | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en français | 4   lavé [1.3#585] | 
| Exemples | 5   Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117#13] 6 Rahefa samy tonga tany an-trano izahay sy Vola ny hariva, dia niara-nivoaka hanatitra ny akanjon-dRasamy efa voasasa sy voapasoky ny mpiasa. [2.4#143] | 
| Synonymes | 7 sinasa | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |