|
|
|
|

Teny iditra1  voasarimandina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana voasary, mandina malambolambo ny hodiny fa tsy mba marokoroko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de voasary et mandina : lisse, à écorce lisse). Nom donné :.
5 à un petit Citron sauvage à peau lisse, appelé « Citron Galet » par les Créoles. Variété de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae).. [Betsimisaraka, Sakalava]
6 au Cédratier : Citrus medica L. variété bajoum H.Perrier Ined. (La Flore de Madagascar, Rutaceae, 1950, p. 84, porte par erreur « Bajoum »). Voir aussi voatsilongo. [Sakalava, Tankarana]
7 Ces deux citrus sont plus ou moins naturalisés.. [1.196]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09