|
|
|
|

Teny iditra1  voaro
Fototeny  2 aro
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.10#A402]
[1.1#109]
Fanazavàna teny anglisy  4 protected, guarded, preserved from, prevented. [1.2#67]
Fanazavàna teny frantsay  5 protégé, défendu, abrité. [1.3#63]
[voaAro] 6 abrité, défendu, protégé. [Vezo] [1.68]
Ohatra  7  Tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny. [2.445#60]
8  Ho voaro amin' ny hafanana izy eo amin' ny alokalony, ary hiala sasatra ao anatin' ny voninahitra. [2.996#]
Kamban-teny rehetra  9 fanivoana voaaro
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 rovao, 12 voaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09