|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voan-tsena |
| Singan-teny | 2 voa, 3 tsena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 zavatra entina avy any an-tsena ho an' ireo zaza tsy mba nandeha tany
6 (jereo voan-dalana) [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|