Entrée |
voangaly
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
|
Explications en français | Cétoine [1.3, 2.165]
|
| Coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
|
Nom scientifique | Cetonia |
Exemples |
1 | Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly.
[2.69]
|
2 | Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly.
[2.470]
|
|
Vocabulaire |
Proverbes |
|