|
|
|
|

Teny iditra1  voanatra
Fototeny  2 anatra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4 advised, admonished, rebuked.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Conseillé, réprimandé. [1.3]
Ohatra  6  nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon' olona ka nisakana ny hadalan' ilay mpaminany [2.996#68.2.16]
7  Ary raha teny mihoatra noho izao kosa, anaka, aoka ho efa voaanatra hianao [2.996#25.12.12]
Tsipelina hafa  8 voaanatra

Fivaditsoratra  9 voanatra, 10 voatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12