|
|
|
|

Teny iditra1  voamboana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja. [1.1]
4 karazan-kazo sarobidy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 palissandre. [1.3, 1.13]
6 palissandre (Dalbergia baroni). [1.5]
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 vaombaona, 10 voamboana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09