|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 voamaso |
| Singan-teny | 2 voa, 3 maso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the eyeball
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 l'oeil même
[1.8] |
| Ohatra |
8 Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa.
[2.470]
|
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 voamaso |
| Singan-teny | 12 voa, 13 maso |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae).
16 Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|