|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voamandina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazana voasary makirana, malambolambo hoditra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de voa : fruit ; et mandina : à peau lisse). Citrus media L. subsp.bajoura Bonavia Ined. (Rutaceae). Cédratier à gros fruits, très apprécié pour la confiserie. Devenu subspontané en de nombreuses régions chaudes de Madagascar. Voir sur cette espèce : E. Bonavia : The cultivated Oranges and Lemon of India and Ceylon (1890) : tab. CXII..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Ohatra |
5 voasary voamandina ka raha tonga ny fanasana samy manitra isika roroa [2.131] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 7 manadinova, 8 voamandina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|