|
|
|
|

Teny iditra1  voaloboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry mandadina izay mamoa voany mamy fanaovana divay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 grapes. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 raisin, vigne. [1.8]
6 (de voa : fruit ; et loboka : pendant ; allusion aux grappes pendantes). Ce nom était d'abord donné aux Vitaceae autochtones ; on ne le trouve plus guère que chez les Sakalava pour Cissus auricoma Desc. (Vitaceae) (dont les fruits sont recherchés). On dit plutôt de nos jours voalobokala. Depuis l'introduction des Vignes européennes : Vitis vinifera L., et américaine : Vitis labrusca L., et de leurs hybrides, cultivés surtout autour de Tananarive, Antsirabe, Fianarantsoa et Ambalavao, voaloboka désigne plutôt ces espèces introduites ; mais on précise parfois, voalobobazaha .. [1.196]
Ohatra  7  Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332]
8  ary dia narary mafy aho, koa tsy nahatelin-kanina afatsy ron-katsaka, sy mananasy sy voaloboka. [2.59]
9  Zava-maniry manambaka ny Tanivo ity atao hoe takohoka ity, fa tsy misy hafa amin' ny voaloboka ny raviny, saingy feno tsilo hatramin' ny tahony, ka na omby aza tsy sahy mamaky azy. [2.471]
Voambolana  10  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  11 voaloboke
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: voaloboka ao amin' ny Baiboly (=> tanim-boaloboka)

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09