|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voafady |
| Fototeny | 2 fady |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Afa-baraka, very hasina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 spoiled, made useless; refrained from.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Dont on s'est abstenu, dont on n'a pas mangé, qu'on n'a pas fait
[1.3#135] |
| Ohatra |
7 Ataoko ahoana fa ny tia sy ny manina voafady Mahery andro ity fitia, nahongana ny ady Tsy voaongotra intsony fa efa latsaka aman' aina!
[2.928]
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|