| Entrée | 1 voabango |
| Radical | 2 bango |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en anglais |
4 plaited in the form called bango [1.2] |
| Explications en français |
5 mis en touffes [1.3#74] |
| Exemples |
6 Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo.
[2.298#]
|
| Vocabulaire | 7 Coiffures |
| Synonymes | 8 binango |
| Anagrammes | 9 voabango, 10 voabonga |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|