| Entrée | 1 voabanga |
| Radical | 2 banga |
| Partie du discours | 3 participe passé |
| Explications en français |
4 édenté, ébréché [1.3#73] |
| Exemples |
5 hihorohoro ny mandanao noho ny fikorodondrodon' ny mpitaingin-tsoavaly sy ny kodia sy ny kalesy, raha miditra eo amin' ny vavahadinao tahaka ny olona miditra amin' ny tanàna izay voabanga izy.
[2.996#33.026.010]
|
| Synonymes | 6 binanga |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|